Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 17:13 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha ren'ny Jiosy tany Tesalonika fa Paoly nitory ny tenin'Andriamanitra tany Beria, dia nankany izy ka nampikotrana sy nampitabataba ny vahoaka.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 17

Jereo Asan'ny Apostoly 17:13 amin'ny teny manodidina.