Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 16:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nandeha ho any amin'ilay fitoerana fivavahana izahay, dia nisy ankizivavy anankiray nanam-panahy mahavaly nifanena taminay, ary ny faminaniana nataony no nahazoan'ny tompony harena be.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 16

Jereo Asan'ny Apostoly 16:16 amin'ny teny manodidina.