Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 1:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tafiditra izy, dia niakatra ho any an-trano ambony, izay fitoerany, - dia Petera sy Jaona sy Jakoba sy Andrea, Filipo sy Tomasy, Bartolomeo sy Matio, Jakoba zanak'i Alfeo, sy Simona Zelota ary Jodasy, zanak'i Jakoba.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 1

Jereo Asan'ny Apostoly 1:13 amin'ny teny manodidina.