Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 9:20 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa ny olona sisa, izay tsy matin'ireo loza ireo, dia tsy nibebaka hiala tamin'ny asan'ny tànany, mba tsy hivavaka amin'ny demonia sy ny sampy volamena sy volafotsy sy varahina sy vato ary hazo, izay tsy mahajery, na mahare, na afa-mamindra;

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 9

Jereo Apokalypsy 9:20 amin'ny teny manodidina.