Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 9:19 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny herin'ny soavaly dia eo amin'ny vavany sy ny rambony; fa ny rambony dia tahaka ny menarana sady manan-doha, ka ireny no entiny mampahory.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 9

Jereo Apokalypsy 9:19 amin'ny teny manodidina.