Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 8:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny anjely fahefatra nitsoka, dia nasiana ny ampahatelon'ny masoandro sy ny ampahatelon'ny volana ary ny ampahatelon'ny kintana rehetra, mba ho maizina ny ampahatelony, ka tsy hazava ny ampahatelon'ny andro, mba ho toy izany koa ny alina.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 8

Jereo Apokalypsy 8:12 amin'ny teny manodidina.