Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 5:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hitako fa, indro, teo afovoan'ny seza fiandrianana sy ny zava-manan'aina efatra ary teo afovoan'ny loholona dia nisy Zanak'ondry nitsangana tahaka ny efa voavono, nanan-tandroka fito sy maso fito, dia ny Fanahy fiton'Andriamanitra nirahina hankany amin'ny tany rehetra.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 5

Jereo Apokalypsy 5:6 amin'ny teny manodidina.