Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 5:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny anankiray tamin'ny loholona nanao tamiko hoe: Aza mitomany; indro, ny Liona avy amin'ny firenen'i Joda, dia ny Solofon'i Davida, no efa naharesy ka hanokatra ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny fito.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 5

Jereo Apokalypsy 5:5 amin'ny teny manodidina.