Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 4:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny zava-manan'aina voalohany dia tahaka ny liona, ary ny zava-manan'aina faharoa dia tahaka ny zanak'omby, ary ny zava-manan'aina fahatelo dia manana tava tahaka ny tavan'olona, ary ny zava-manan'aina fahefatra dia tahaka ny voromahery manidina.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 4

Jereo Apokalypsy 4:7 amin'ny teny manodidina.