Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 4:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary teo anoloan'ny seza fiandrianana dia nisy toa ranomasina fitaratra tahaka ny vato krystaly; ary teo afovoan'ny seza fiandrianana sy manodidina azy nisy zava-manan'aina efatra feno maso avokoa ny anoloany sy ny ivohony.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 4

Jereo Apokalypsy 4:6 amin'ny teny manodidina.