Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 3:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Filadelfia: Izao no lazain'izay masina, Izay marina, Izay manana ny fanalahidin'i Davida, Izay mamoha ka tsy hisy hanidy, ary manidy ka tsy misy mamoha:

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3

Jereo Apokalypsy 3:7 amin'ny teny manodidina.