Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 3:17 Malagasy Bible (MG1865)

fa hoy ianao: Manan-karena sy efa nihary fananana be aho ka tsy manan-java-mahory; kanjo tsy fantatrao fa ianao no ilay ory sy mahantra sy malahelo sy jamba ary mitanjaka;

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3

Jereo Apokalypsy 3:17 amin'ny teny manodidina.