Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 3:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Sardisy: Izao no lazain'ilay manana ny Fanahy fiton'Andriamanitra sy ny kintana fito: Fantatro ny asanao, fa manana anarana ho velona ianao, kanjo maty ihany.

2. Miambena, ka aoreno tsara ny zavatra sisa izay saiky maty; fa tsy nisy hitako tanteraka ny asanao eo anatrehan'Andriamanitro.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3