Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 3:3 Malagasy Bible (MG1865)

Dia tsarovy ny amin'ny nandraisanao sy ny nandrenesanao, ary tano mafy, ka mibebaha. Koa raha tsy hiambina ianao, dia ho tonga toy ny fihavin'ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hihaviako aminao.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3

Jereo Apokalypsy 3:3 amin'ny teny manodidina.