Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 2:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena ianao), ary ny fitenenan-dratsy ataon'izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa synagogan'i Satana.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 2

Jereo Apokalypsy 2:9 amin'ny teny manodidina.