Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 2:10 Malagasy Bible (MG1865)

Aza matahotra izay efa hiaretanao; indro, ny devoly efa hanao ny sasany aminareo ao an-tranomaizina, mba ho voazaha toetra ianareo, ary hanam-pahoriana hafoloana. Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 2

Jereo Apokalypsy 2:10 amin'ny teny manodidina.