Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 13:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanokatra ny vavany hiteny ratsy an'Andriamanitra izy, dia ny hiteny ratsy ny anarany sy ny tabernakeliny, dia ireo mitoetra any an-danitra.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 13

Jereo Apokalypsy 13:6 amin'ny teny manodidina.