Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 13:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary navela hiady tamin'ny olona masina izy ka haharesy azy; ary nomena fahefana tamin'ny fokom-pirenena sy ny olona sy ny samy hafa fiteny ary ny firenena rehetra iry.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 13

Jereo Apokalypsy 13:7 amin'ny teny manodidina.