Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 13:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary navela hanisy aina ny sarin'ny bibi-dia izy, mba hahateny ny sarin'ny bibi-dia, ary hampamono izay rehetra tsy mety miankohoka eo anoloan'ny sarin'ny bibi-dia.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 13

Jereo Apokalypsy 13:15 amin'ny teny manodidina.