Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 13:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary mamitaka izay monina ambonin'ny tany izy amin'ny famantarana izay nomena ary hatao eo imason'ny bibi-dia, sady milaza amin'izay monina ambonin'ny tany koa mba hanao sary ho an'ny bibi-dia, izay voan'ny sabatra, nefa velona ihany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 13

Jereo Apokalypsy 13:14 amin'ny teny manodidina.