Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 1:20 Malagasy Bible (MG1865)

dia ny zava-miafina ny amin'ny kintana fito izay efa hitanao teny an-tanako ankavanana sy ny fanaovan-jiro volamena fito. Ny kintana fito dia ny anjelin'ny fiangonana fito: ary ny fanaovan-jiro fito dia fiangonana fito.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 1

Jereo Apokalypsy 1:20 amin'ny teny manodidina.