Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 7:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary vao mainka miraikitra aminareo aza ny fony, raha mahatsiaro ny fanarahanareo rehetra izy, dia ny haben'ny fahatahorana sy ny fangovitana nandraisanareo azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 7

Jereo 2 Korintiana 7:15 amin'ny teny manodidina.