Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Timoty 5:21 Malagasy Bible (MG1865)

Mananatra anao mafy aho eo anatrehan'Andriamanitra sy Kristy Jesosy ary ny anjely voafidy mba hotandremanao izany zavatra izany, tsy manao olon-tiana, na manao na inona na inona amin'ny fiangarana.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 5

Jereo 1 Timoty 5:21 amin'ny teny manodidina.