Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tesaloniana 2:14 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ianareo, ry rahalahy, dia efa tahaka ny fiangonan'Andriamanitra any Jodia izay amin'i Kristy Jesosy; fa ny nanjo anareo noho ny nataon'ny iray firenena aminareo dia sahafa amin'ny nanjo ireo koa noho ny nataon'ny Jiosy taminy,

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 2

Jereo 1 Tesaloniana 2:14 amin'ny teny manodidina.