Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tesaloniana 2:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary noho izany izahay koa dia tsy mitsahatra misaotra an'Andriamanitra, satria rehefa nandray ny tenin'Andriamanitra izay notorinay ianareo, dia tsy noraisinareo ho tenin'olona, fa araka izay marina, dia ny tenin'Andriamanitra, izay miasa anatinareo izay mino koa.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 2

Jereo 1 Tesaloniana 2:13 amin'ny teny manodidina.