Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 7:36 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha misy mihevitra fa tsy mety ny fitondrany ny zananivavy virijina, satria mihoatra noho ny taona tokony anambadian'ny zanany, ka tsy maintsy hisy izany, dia aoka izy hanao izay sitrapony, tsy manota izy; aoka hanam-bady izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 7

Jereo 1 Korintiana 7:36 amin'ny teny manodidina.