Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 7:35 Malagasy Bible (MG1865)

Ary miteny izany aho mba hahasoa anareo, fa tsy haningotra anareo amin'ny tadivavarana, fa mba hanaovanareo izay miendrika sy hitoeranareo tsara amin'ny Tompo, ka tsy hivezivezen'ny sainareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 7

Jereo 1 Korintiana 7:35 amin'ny teny manodidina.