Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 5:8 Malagasy Bible (MG1865)

ka dia aoka isika hanao andro firavoravoana, tsy amin'ny masirasira ela, na amin'ny masirasira lolompo sy faharatsiana, fa amin'ny mofo tsy misy masirasira, dia ny fahadiovam-po sy ny fahamarinana.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 5

Jereo 1 Korintiana 5:8 amin'ny teny manodidina.