Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 4:5 Malagasy Bible (MG1865)

koa amin'izany aza mitsara na inona na inona alohan'ny fotoana, dia ny fihavian'ny Tompo, Izay hampiharihary ny zavatra takona ao amin'ny maizina ka hampiseho ny fikasan'ny fo; dia samy hahazo izay derany avy amin'Andriamanitra izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 4

Jereo 1 Korintiana 4:5 amin'ny teny manodidina.