Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 4:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izany zavatra izany, ry rahalahy, nataoko oha-teny hilaza ahy sy Apolosy noho ny aminareo, mba hianaranareo aminay ny tsy hihoatra noho ny voasoratra, mba tsy hisy hireharehanareo hankalaza ny anankiray, fa hanevateva ny anankiray kosa.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 4

Jereo 1 Korintiana 4:6 amin'ny teny manodidina.