Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 4:1-4 Malagasy Bible (MG1865)

1. Aoka hataon'ny olona ho mpanompon'i Kristy sy mpitandrina'ny zava-miafina izay an'Andriamanitra izahay.

2. Ary raha izany, dia fantatrareo fa ny mpitandrina dia tokony ho olona mahatoky.

3. Fa raha ny amiko, dia ataoko ho zavatra kely foana, na hotsarainareo aho, na hotsarain'olona fa ny tenako aza tsy mitsara ahy.

4. Fa tsy hitako izay tsiniko, nefa tsy mahamarina ahy izany; fa ny Tompo no Mpitsara ahy:

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 4