Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zefania 1:18 Malagasy Bible (MG1865)

Na ny volafotsiny na ny volamenany dia samy tsy hahavonjy azy amin'ny andro fahatezeran'i Jehovah, Fa holevonin'ny afon'ny  fahasaro-piarony ny tany rehetra; Fa fahafonganana, eny, fahafonganana tampoka tokoa no hataony amin'ny mponina amin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Zefania 1

Jereo Zefania 1:18 amin'ny teny manodidina.