Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zefania 1:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hampahory ny olona Aho, Handehanany toy ny jamba, Satria efa nanota tamin'i Jehovah izy; Ny ràny dia haidina toy ny vovoka, Ary ny nofony ho toy ny zezika.

Vakio ny toko manontolo Zefania 1

Jereo Zefania 1:17 amin'ny teny manodidina.