Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 5:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ho entiko mivoaka izany, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, ka hiditra ao an-tranon'ny mpangalatra sy ao an-tranon'izay mianian-tsy tò amin'ny anarako ary hitoetra ao amin'ny tranony ka handevona azy mbamin'ny hazony sy ny vatony.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 5

Jereo Zakaria 5:4 amin'ny teny manodidina.