Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 13:7 Malagasy Bible (MG1865)

Mifohaza, ry sabatra, hamely ny mpiandriko sy ny lehilahy namako, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. Asio ny mpiandry, dia hihahaka ny ondry, ary hamerina ny tanako ho amin'ny madinika Aho.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 13

Jereo Zakaria 13:7 amin'ny teny manodidina.