Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Tonon-Kiran'i Solomona 5:16 Malagasy Bible (MG1865)

Mamy dia mamy ny vavany, eny, maha-te-ho-tia avokoa izy. Toy izany ny malalako, ary toy izany ny sakaizako, ry zanakavavin'i Jerosalema!

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 5

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 5:16 amin'ny teny manodidina.