Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Tonon-Kiran'i Solomona 4:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ny vozonao dia tahaka ny tilikambon'i Davida, natao ho trano fihantonam-piadiana; Ampinga arivo no voahantona eo, dia ny ampinga rehetra an'ny lehilahy mahery.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 4

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 4:4 amin'ny teny manodidina.