Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 42:5 Malagasy Bible (MG1865)

Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko, ka mitoloko ato anatiko? Manantenà an'Andriamanitra ianao, fa mbola hidera Azy ihany aho noho ny famonjen'ny tavany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 42

Jereo Salamo 42:5 amin'ny teny manodidina.