Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 42:4 Malagasy Bible (MG1865)

Izao zavatra izao no hotsarovako, ka haidiko ato anatiko ny fanahiko, dia ny nandrosoako niaraka tamin'ny maro, sy ny nitarihako azy ho any an-tranon'Andriamanitra, nanao feo mihoby sy midera, dia olona maro izay nitandrina ny andro firavoravoana.

Vakio ny toko manontolo Salamo 42

Jereo Salamo 42:4 amin'ny teny manodidina.