Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 37:39 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny famonjena ny marina dia avy amin'i Jehovah; Fiarovana mafy ho azy amin'ny andro fahoriana Izy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 37

Jereo Salamo 37:39 amin'ny teny manodidina.