Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 5:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nampisotroina ny rano izy, ary voaloto, satria nanao izay nahadiso azy tamin'ny vadiny, dia hiditra ao anatiny ho zava-mangidy ny rano mitondra ozona, ary hivonto ny kibony, sady hifezaka ny feny; ka dia ho fiozonana eo amin'ny fireneny ravehivavy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 5

Jereo Nomery 5:27 amin'ny teny manodidina.