Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 5:26 Malagasy Bible (MG1865)

Dia horaofin'ny mpisorona ny fanati-pahatsiarovana avy amin'ny fanatitra ka hodorany ho fofona eo ambonin'ny alitara; ary rehefa afaka izany, dia hampisotroiny io rano io ravehivavy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 5

Jereo Nomery 5:26 amin'ny teny manodidina.