Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 22:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony alina dia nankao amin'i Balama Andriamanitra ka nanao taminy hoe: Raha haka anao no nahatongavan'ireo olona ireo, dia miaingà ka mandehana ihany miaraka aminy; kanefa ny teny izay holazaiko aminao ihany no hataonao.

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:20 amin'ny teny manodidina.