Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 8:2 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nentin'i Ezra mpisorona ny lalàna tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahafito ho eo anatrehan'ny fiangonana, na lehilahy na vehivavy, mbamin'izay rehetra efa mahahaino.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 8

Jereo Nehemia 8:2 amin'ny teny manodidina.