Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 3:17 Malagasy Bible (MG1865)

Manarakaraka io dia namboatra koa ny Levita, dia Rehoma, zanak'i Bany. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Hasabia , komandin'ny antsasaky ny fehin'i Keila, ho an'ny fehiny.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:17 amin'ny teny manodidina.