Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 3:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary manarakaraka io dia namboatra koa Nehemia, zanak'i Azboka, komandin'ny antsasaky ny fehin'i Beti-zora, hatramin'ny teo amin'ny tandrifin'ireo fasan'i Davida ka hatramin'ny farihy izay natao ary hatramin'ny tranon'ny lehilahy mahery.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:16 amin'ny teny manodidina.