Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 3:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ny vavahady mankamin'ny lohasaha dia namboarin'i Hanona sy ny mponina tany Zanoa; ireo no nandrafitra izany sy nandatsaka ny lela-vavahadiny mbamin'ny hidiny sy ny vavombiny, ary narafiny koa ny arivo hakiho amin'ny manda hatramin'ny vavahadin-jezika.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:13 amin'ny teny manodidina.