Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 13:14 Malagasy Bible (MG1865)

Tsarovy aho noho izany, ry Andriamanitro ô, ka aza kosehina ny soa nataoko tao amin'ny tranon'Andriamanitro sy ny amin'ny raharaha tokony hatao ao.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 13

Jereo Nehemia 13:14 amin'ny teny manodidina.