Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 11:30 Malagasy Bible (MG1865)

sy Zanoa sy Adolama sy ny zana-bohiny, sy tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny zana-bohiny. Ary nonina hatram Beri-sheba ka hatramin'ny lohasahan'i Himona izy.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 11

Jereo Nehemia 11:30 amin'ny teny manodidina.