Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nahoma 3:4 Malagasy Bible (MG1865)

Noho ny habiazan'ny fijangajangan'ikala janga tsara tarehy, Tompovavin'ny fankatovana, Izay mivarotra firenena amin'ny fijangajangany Sy fokom-pirenena amin'ny fankatovany.

Vakio ny toko manontolo Nahoma 3

Jereo Nahoma 3:4 amin'ny teny manodidina.